Ezra 8:12 - Baiboly Katolika tamin’ny taranak’i Azgada, i Johanàna zanak’i Eksetana mbamin’ireo 110 lahy niaraka taminy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Johanana, zanak’i Hakatana, avy tamin’ny taranak’i Azgada, mbamin’ny namany folo amby zato lahy; DIEM PROTESTANTA i Jôhanàna, zanakalahin’i Hakatàna, mbamin’ireo namany 110 lahy, samy avy amin’ny terak’i Hazgada; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Jôhanàna, zanakalahin’i Hakatàna, mbamin’ireo namany 110 lahy, samy avy amin’ny terak’i Hazgada; Baiboly Protestanta Malagasy Johanana, zanak’i Hakatana, avy tamin’ny taranak’i Azgada, mbamin’ny namany folo amby zato lahy; Malagasy Bible Johanana, zanak'i Hakatana, avy tamin'ny taranak'i Azgada, mbamin'ny namany folo amby zato lahy; La Bible en Malgache i Johanana, zanak’i Hakatana, avy tamin’ny taranak’i Azgada, mbamin’ny namany folo amby zato lahy; |
tamin’ny taranak’i Adônikama, dia farany ireo, ka izao no anarany: Elifeleta, Jehiela ary Semaiasa, mbamin’ireo 60 lahy niaraka taminy;