I Sadôka zanak’i Akitoba sy i Akimeleka, zanak’i Abiatara, no mpisorona; i Saraiasa no mpanoratra;
Ezra 7:2 - Baiboly Katolika zanak’i Seloma zanak’i Sadaoka zanak’i Akitoba Baiboly Protestanta Malagasy 2011 zanak’i Saloma, zanak’i Zadoka, zanak’i Ahitoba, DIEM PROTESTANTA sy zafin-dohalik’i Saloma sy zafin-kitrokelin’i Tsadôka sy zafim-paladian’i Ahitoba Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy zafin-dohalik’i Saloma sy zafin-kitrokelin’i Tsadôka sy zafim-paladian’i Ahitoba Baiboly Protestanta Malagasy zanak’i Saloma, zanak’i Zadoka, zanak’i Ahitoba, Malagasy Bible zanak'i Saloma, zanak'i Zadoka, zanak'i Ahitoba, La Bible en Malgache zanak’i Saloma, zanak’i Zadoka, zanak’i Ahitoba, |
I Sadôka zanak’i Akitoba sy i Akimeleka, zanak’i Abiatara, no mpisorona; i Saraiasa no mpanoratra;
I Banaiasa zanak’i Jôiadasa no nataon’ny mpanjaka filohan’ny tafika, ho solony, ary i Sadôka no nataon’ny mpanjaka mpisorona, ho solon’i Abiatara.
Tatỳ aorian’ireo zava-niseho ireo, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjakan’i Persa kosa indray, i Esdrasa zanak’i Saraisa zanak’i Helkiasa