Ezra 7:1 - Baiboly Katolika1 Tatỳ aorian’ireo zava-niseho ireo, tamin’ny andro nanjakan’i Artakserksesa mpanjakan’i Persa kosa indray, i Esdrasa zanak’i Saraisa zanak’i Helkiasa Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Rehefa afaka izany, tamin’ny nanjakan’i Artaksersesy, mpanjakan’i Persia, dia niakatra i Ezra, zanak’i Seraia, zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Tatỳ aoriana, tamin’ny andro nanjakàn’i Artakserksesa amperôran’i Persia, no nipoiran’i Hezrà. Io Hezrà io dia zanakalahin’i Seraià sy zafin’i Hazarià sy zafiafin’i Hilkià Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tatỳ aoriana, tamin’ny andro nanjakàn’i Artakserksesa amperôran’i Persia, no nipoiran’i Hezrà. Io Hezrà io dia zanakalahin’i Seraià sy zafin’i Hazarià sy zafiafin’i Hilkià Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY rehefa afaka izany, tamin’ny nanjakan’i Artaksersery, mpanjakan’i Persia, dia niakatra Ezra, zanak’i Seraia, zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia, Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary rehefa afaka izany, tamin'ny nanjakan'i Artaksersesy, mpanjakan'i Persia, dia niakatra Ezra, zanak'i Seraia, zanak'i Azaria, zanak'i Hilklay Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Rehefa afaka izany, tamin’ny nanjakan’i Artaksersesy, mpanjakan’i Persia, dia niakatra i Ezra, zanak’i Seraia, zanak’i Azaria, zanak’i Hilkia, Jereo ny toko |
Nony tonga ny volana fahafito, ka efa tafapetraka amin’ny tanànany avy ny zanak’i Israely, dia nivory toy ny olona iray ihany ny vahoaka rehetra, teo amin’ny kianja anoloan’ny vavahadin’ny Rano. Ary efa nilazan’izy ireo i Esdrasa mpanora-dalàna, mba hitondra ny bokin’ny lalàn’i Môizy, izay nandidian’i Iaveh an’i Israely.