Nony tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Osea dia azon’ny mpanjakan’i Asiria i Samaria, ka nentiny ho babo tany Asiria i Israely namponeniny tany Halà, teo amoron’i Habôra, ony any Gôsàna, ary teny amin’ny tanànan’i Meda.
Ezra 6:2 - Baiboly Katolika Ka indro hita tao Ekbatàna, tanàna mimanda ao amin’ny faritanin’i Media, horonan-taratasy anankiray nisy izao filazana voasoratra izao: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin’ny tanin’ny Mediana no nahitana horonan-taratasy iray ka izao no tantara voasoratra tao: DIEM PROTESTANTA Saingy tao Akmeta, izay tanànamimanda ao amin’ny faritr’i Media, no nahitana horonan-taratasy anankiray mirakitra izao filazana an-tsoratra izao: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Saingy tao Akmeta, izay tanànamimanda ao amin’ny faritr’i Media, no nahitana horonan-taratasy anankiray mirakitra izao filazana an-tsoratra izao: Baiboly Protestanta Malagasy Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin’ny tanin’ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao: Malagasy Bible Dia tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin'ny tanin'ny Mediana, no nahitana horonan-taratasy anankiray, ka voasoratra teo izao tantara izao: La Bible en Malgache Tao Akmeta, tao an-dapa izay any amin’ny tanin’ny Mediana no nahitana horonan-taratasy iray ka izao no tantara voasoratra tao: |
Nony tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Osea dia azon’ny mpanjakan’i Asiria i Samaria, ka nentiny ho babo tany Asiria i Israely namponeniny tany Halà, teo amoron’i Habôra, ony any Gôsàna, ary teny amin’ny tanànan’i Meda.
Koa ankehitriny, raha sitraky ny mpanjaka, aoka hokarohina ao an-trano firaketan’ny mpanjaka any Babilôna raha misy didy navoakan’i Sirosa mpanjaka, momba ny fanaovana io tranon’Andriamanitra ao Jerosalema io. Ka rehefa izany, dia aoka hambaran’ny mpanjaka aminay, izay sitrapony ny amin’izany.
ka hoy Aho hoe: Inty Aho tonga fa Izaho no voalaza ao amin’ny horonam-boky hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô!