tamin’ny taranak’i Zetoà: i Eliôenaì, i Eliasiba, i Mataniasa, i Jerimota, i Zabada, ary i Azizà;
Ezra 2:8 - Baiboly Katolika nisy 945 ny taranak’i Zetò; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny taranak’i Zato: Dimy amby efapolo sy sivinjato; DIEM PROTESTANTA ny terak’i Zatò dia nisy lehilahy 945; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Zatò dia nisy lehilahy 945; Baiboly Protestanta Malagasy ny taranak’i Zato dia dimy amby efa-polo amby sivin-jato; Malagasy Bible ny taranak'i Zato dia dimy amby efa-polo amby sivin-jato; La Bible en Malgache ny taranak’i Zato: Dimy amby efapolo sy sivinjato; |
tamin’ny taranak’i Zetoà: i Eliôenaì, i Eliasiba, i Mataniasa, i Jerimota, i Zabada, ary i Azizà;