Ary hoy i Elisea tamin’i Giezi: «Misikìna ianao, ento eny an-tananao ny tehiko, dia mandehana. Ka raha mifanena amin’olona aza miarahaba azy; raha arahabain’olona aza mamaly azy. Dia apetraho eo amin’ny tavan’ny zaza ny tehiko.»
Eksodosy 7:20 - Baiboly Katolika Dia nataon’i Môizy sy i Aarôna izay nandidian’i Iaveh azy. Naingaingan’i Aarôna ny tehina, nokapohiny teo anatrehan’i Faraôna sy ny mpanompony ny rano tamin’ny ony, ka nanjary ra avokoa ny rano rehetra tamin’ny ony; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nataon’i Mosesy sy i Arona, araka izay nandidian’NY TOMPO, izany ka nanainga ny tehina izy dia nikapoka ny rano tao Neily teo imason’i Farao sy teo imason’ny mpanompony, ary tonga ra ny rano rehetra tao Neily DIEM PROTESTANTA Dia notanterahin’i Mosesy sy i Aharôna izay nandidian’ny TOMPO azy; ary teo imason’ny Farao sy ny tandapany no nanaingan’i Aharôna ny tehiny ka nikapohany ny ranon’i Neily, dia niova ho ra ny rano rehetra tao amin’ny ony. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia notanterahin’i Mosesy sy i Aharôna izay nandidian’ny TOMPO azy; ary teo imason’ny Farao sy ny tandapany no nanaingan’i Aharôna ny tehiny ka nikapohany ny ranon’i Neily, dia niova ho ra ny rano rehetra tao amin’ny ony. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nataon’i Mosesy sy Arona izany, araka izay nandidian’i Jehovah; dia nanainga ny tehina izy ka namely ny rano tao Neily teo imason’i Farao sy teo imason’ny mpanompony, dia tonga ra ny rano rehetra tao Neily; Malagasy Bible Ary nataon'i Mosesy sy Arona izany, araka izay nandidian'i Jehovah; dia nanainga ny tehina izy ka namely ny rano tao Neily teo imason'i Farao sy teo imason'ny mpanompony, dia tonga rà ny rano rehetra tao Neily; La Bible en Malgache Nataon’i Mosesy sy i Arona, araka izay nandidian’NY TOMPO, izany ka nanainga ny tehina izy dia nikapoka ny rano tao Neily teo imason’i Farao sy teo imason’ny mpanompony, ary tonga ra ny rano rehetra tao Neily |
Ary hoy i Elisea tamin’i Giezi: «Misikìna ianao, ento eny an-tananao ny tehiko, dia mandehana. Ka raha mifanena amin’olona aza miarahaba azy; raha arahabain’olona aza mamaly azy. Dia apetraho eo amin’ny tavan’ny zaza ny tehiko.»
Ary raha tsy mino amin’ireo famantarana roa ireo aza izy, ka tsy mihaino ny feonao, dia haka rano eo amin’ny ony ianao, hanosaka azy amin’ny tany, fa io rano nalainao teo amin’ny ony io hanjary ra eo amin’ny tany.»
Dia nankany amin’i Faraôna i Môizy sy i Aarôna, nataony avokoa izay nandidian’i Iaveh azy ireo. Natsipin’i Aarôna ny tehiny teo anoloan’i Faraôna sy ny mpanompony, ka nanjary bibilava.
Maty ny hazandrano tamin’ny ony, nanjary maimbo ny ony, tsy azon’i Ejiptianina nosotroina ny rano tamin’ny ony ary heni-dra ny tany Ejipta manontolo.
Amin’ny ony va no mahatezitra an’i Iaveh? sa amin’ny ony no irehetan’ny fahatezeranao? amin’ny ranomasina no mampisafoaka anao, raha ilay mitaingina ny soavalinao iny Ianao, raha mitaingina ny kalesim-pamonjenao?
Nitsoka ny trômpetra indray ny Anjely faharoa, dia nisy toa tendrombohitra mirehitra nazera tany anaty ranomasina, ka nanjary ra ny ampahatelon’ny ranomasina,