i Safatià avy any Harofa, i Elkanà, i Jesià, i Azareela, i Jôesera ary i Jesbaama zanak’i Kôre;
Eksodosy 6:24 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Kôre: i Asera, i Elkanà ary i Abiasafa. Ireo no fianakavian’i Kôrita. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny zanakalahin’i Kora dia i Asira sy i Elkana ary i Abiasafa. Ireo no fokom-pirenen’ny Koraìta. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Kôra dia i Asira sy i Elkanà ary i Abiasafa; ireo no razamben’ny tarika kôrahita. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokompirenen’ny Koraïta. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Kora dia Asira sy Elkana ary Abiasafa; ireo no fokom-pirenen'ny Korana. La Bible en Malgache Ary ny zanakalahin’i Kora dia i Asira sy i Elkana ary i Abiasafa. Ireo no fokom-pirenen’ny Koraìta. |
i Safatià avy any Harofa, i Elkanà, i Jesià, i Azareela, i Jôesera ary i Jesbaama zanak’i Kôre;
Ny Levita rahalahin’izy ireo, dia niandraikitra ny fanompoana rehetra amin’ny tabernakla ao an-tranon’i Iaveh.
Ho an’ny mpampianatra hira. Fihirana nataon’ny taranak’i Kôre, izay nenti-ko babo tany Babilôna.
I Kôre, zanak’i Isaara, zanak’i Kaata, zanak’i Levỳ, miaraka amin’i Datàna sy i Abirôna, zanak’i Eliaba, ary i Hôna, zanak’i Feleta, izay zana-dRobena,
Nanoka-bava ny tany, ka nitelina azy ireo, dia izy mbamin’ny fianakaviany ary ny ankohonan’i Kôre rehetra sy ny fananany rehetra.
Nisy lehilahy anankiray tany Ramataima-Sofima, any amin’ny tendrombohitra Efraima, atao hoe Elkanà, zanak’i Jerôhama, zanak’i Eliò, zanak’i Taohò, zanak’i Sofa; Efrateanina izy io.