Eksodosy 39:34 - Baiboly Katolika ny firakotra hoditr’ondralahy misoka mena, ny firakotra hodi-dogaona, ny efitra lamba fisarahana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny rakotra hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, ny sarona hoditra trozona, ny efitra lamba fanakonana, DIEM PROTESTANTA –ny sarona vita amin’ny hoditr’ondry miloko mena, ny sarona vita amin’ny hoditra mafy sy ny efitra lamba fanasarahana; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara –ny sarona vita amin’ny hoditr’ondry miloko mena, ny sarona vita amin’ny hoditra mafy sy ny efitra lamba fanasarahana; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny firakotra hoditr’ondrilahy efa nomenaina sy ny sarona hodi-takasy, ary ny efitra lamba fanakonana, Malagasy Bible ary ny firakotra hoditr'ondrilahy efa nomenaina sy ny sarona hodi-takasy, ary ny efitra lamba fanakonana, La Bible en Malgache ny rakotra hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, ny sarona hoditra trozona, ny efitra lamba fanakonana, |
«Hanao rakony hoditr’ondralahy voasoka mena ianao hatao amin’ny lay, ary rakony hodi-dogaona koa eo ambonin’io.»
Natolotra an’i Môizy ny Fonenana, ny trano lay mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny jaigrafiny, ny hazo fisany, ny barany; ny andriny, ny faladiany;