Dia hanao jaigirafy volamena dimampolo hampifanakambananao ny ambainy, mba ho voavoatra iray ihany ny Fonenana.»
Eksodosy 39:33 - Baiboly Katolika Natolotra an’i Môizy ny Fonenana, ny trano lay mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny jaigrafiny, ny hazo fisany, ny barany; ny andriny, ny faladiany; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia noentiny teo amin’i Mosesy ny tabernakely, dia ny tranolay sy ny fanaka rehetra momba azy, ny farangony sy ny hazofisaka ary ny barany, ny andriny, ny faladiany, DIEM PROTESTANTA Nentin’ny Israelita tany amin’i Mosesy avokoa ny zavatra momba ny fonena-masina, dia: –ny tranolay sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy toy ny farango, ny hazo fisaka, ny barany, ny andry ary ny faladiany; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nentin’ny Israelita tany amin’i Mosesy avokoa ny zavatra momba ny fonena-masina, dia: –ny tranolay sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy toy ny farango, ny hazo fisaka, ny barany, ny andry ary ny faladiany; Baiboly Protestanta Malagasy Dia nentiny teo amin’i Mosesy ny tabernakely; dia ny lay sy ny fanaka rehetra nomba azy, ary ny farangony sy ny zanakazony ary ny barany sy ny andriny ary ny faladiany, Malagasy Bible Dia nentiny teo amin'i Mosesy ny tabernakely; dia ny lay sy ny fanaka rehetra nomba azy, ary ny farangony sy ny zana-kazony ary ny barany sy ny andriny ary ny faladiany, La Bible en Malgache Dia noentiny teo amin’i Mosesy ny tabernakely, dia ny tranolay sy ny fanaka rehetra momba azy, ny farangony sy ny hazofisaka ary ny barany, ny andriny, ny faladiany, |
Dia hanao jaigirafy volamena dimampolo hampifanakambananao ny ambainy, mba ho voavoatra iray ihany ny Fonenana.»
Dia vita ny zavatra rehetra momba ny Fonenana, ny trano lay fihaonana; sady tanteraky ny zanak’i Israely araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy avokoa. Izany no nataony.
ny firakotra hoditr’ondralahy misoka mena, ny firakotra hodi-dogaona, ny efitra lamba fisarahana,