Hataonao eo akaikin’ny sisiny ny masom-bolamena, fa hampidirana ny bao hilanjana ny latabatra.
Eksodosy 38:5 - Baiboly Katolika Nandrendrika masom-bola efatra izy ho eo amin’ny zorony efatra amin’ny karakara varahina, hitsofohan’ny bao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao eo an-jorony efatra amin’ny makarakara varahina izy ho fitoeran’ny bao. DIEM PROTESTANTA Natao ny haba halimo efatra ka napetaka teo amin’ny zoro efatry ny makarakara halimo mba hitsofohan’ny bao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Natao ny haba halimo efatra ka napetaka teo amin’ny zoro efatry ny makarakara halimo mba hitsofohan’ny bao. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nandrendrika vava vola efatra hatao eo an-jorony efatra amin’ny makarakara varahina izy ho fitoeran’ny bao. Malagasy Bible Ary nandrendrika vava vola efatra hatao eo an-jorony efatra amin'ny makarakara varahina izy ho fitoeran'ny bao. La Bible en Malgache Dia nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao eo an-jorony efatra amin’ny makarakara varahina izy ho fitoeran’ny bao. |
Hataonao eo akaikin’ny sisiny ny masom-bolamena, fa hampidirana ny bao hilanjana ny latabatra.
Ary manaova karakara varahina miendri-karato ho an’ny ôtely ka asio masom-barahina efatra ny zorony efatra amin’io harato io,
Nanaovany karakara varahina ny ôtely, nataony toy ny harato, dia napetrany teo ambanin’ny koronosin’ny ôtely, avy eo ambany ka hatreo amin’ny fisasahany.