ka ny ilan’ny iray hasiana fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo,
Eksodosy 38:14 - Baiboly Katolika Tamin’ny ilany iray, fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho, sy ny andry telo mbamin’ny faladiany telo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ka nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray, telo ny andriny ary telo ny faladiany. DIEM PROTESTANTA ka teo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy nisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany, niaraka tamin’ny andry telo sy faladiany telo avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka teo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy nisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany, niaraka tamin’ny andry telo sy faladiany telo avy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nisy fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho tamin’ny ilany iray; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany. Malagasy Bible Ary nisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho tamin'ny ilany iray; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany. La Bible en Malgache ka nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray, telo ny andriny ary telo ny faladiany. |
ka ny ilan’ny iray hasiana fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo,
Ary tamin’ny ilany iray, - fa samy tamin’ny ilany iray amin’ny vavahadin’ny kianja avy izy, - fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho sy ny andriny telo mbamin’ny faladiany telo.