Eksodosy 36:26 - Baiboly Katolika nombana ny faladiany volafotsy efapolo, faladia roa tao ambanin’ny isan-kazo fisaka, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanao faladiany volafotsy efapolo izy, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay. DIEM PROTESTANTA niaraka tamin’ny faladia volafotsy efapolo, ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara niaraka tamin’ny faladia volafotsy efapolo, ka faladiany roa avy isaky ny hazo fisaka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao faladiany volafotsy efa-polo, izy dia faladia roa avy ho ambanin’ny isan-janakazo. Malagasy Bible Ary nanao faladiany volafotsy efa-polo, izy dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo. La Bible en Malgache Nanao faladiany volafotsy efapolo izy, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay. |