Eksodosy 36:2 - Baiboly Katolika
Dia nampanalain’i Môizy i Beseleela sy i Oôliaba ary ny olo-mahay rehetra, izay norotsahan’i Iaveh fahaizana ny fony, mbamin’izay rehetra notaomin’ny fony amin’izany asa izany mba hahavitany azy.
Jereo ny toko
Ary i Mosesy dia nampiantso an’i Bezalila sy i Oholiaba ary ny olona manan-talenta rehetra izay nasian’NY TOMPO talenta tao an-tsainy, dia izay rehetra nohetsehin’ny fony hankeo amin’ny asa, hanatanteraka izany.
Jereo ny toko
Nampanantsoin’i Mosesy i Betsalela sy i Ôhôliaba mbamin’ireo mpahay taozavatra hafa, izay nomen’ny TOMPO fahakingana sady vonona hanatanteraka ny asa.
Jereo ny toko
Nampanantsoin’i Mosesy i Betsalela sy i Ôhôliaba mbamin’ireo mpahay taozavatra hafa, izay nomen’ny TOMPO fahakingana sady vonona hanatanteraka ny asa.
Jereo ny toko
Ary Mosesy dia nampaka an’i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nasian’i Jehovah fahendrena tao am-pony, dia izay rehetra nampahazotoin’ny fony hankeo amin’ny asa hanao azy.
Jereo ny toko
Ary Mosesy dia nampaka an'i Bezalila sy Oholiaba ary ny olona hendry rehetra, izay nasian'i Jehovah fahendrena tao am-pony, dia izay rehetra nampahazotoin'ny fony hankeo amin'ny asa hanao azy.