Dia hanao jaigirafy volamena dimampolo hampifanakambananao ny ambainy, mba ho voavoatra iray ihany ny Fonenana.»
Eksodosy 36:18 - Baiboly Katolika Jaigrafy varahina dimampolo no natao hanakambana ny lay manontolo ho iray ihany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nanao farango varahina dimampolo izy hampikambana ny lay ho iray. DIEM PROTESTANTA Nanamboatra farango halimo dimampolo ry zareo mba hampikambana ny lay ho iray ihany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanamboatra farango halimo dimampolo ry zareo mba hampikambana ny lay ho iray ihany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao farango varahina dimam-polo izy hampikambana ny lay ho iray. Malagasy Bible Ary nanao farango varahina dimam-polo izy hampikambana ny lay ho iray. La Bible en Malgache Ary nanao farango varahina dimampolo izy hampikambana ny lay ho iray. |
Dia hanao jaigirafy volamena dimampolo hampifanakambananao ny ambainy, mba ho voavoatra iray ihany ny Fonenana.»
Nasiana tadivavarana dimampolo ny vavan’ny ambainy, sisin’ny voavitrana anankiray, ary nasiana tadivavarana dimampolo koa ny vavan’ny ambainy farany sisin’ny voavitrana faharoa.
Hoditr’ondralahy voasoka mena no natao firakotry ny lay, ary nisy firakotra hodi-dogaona iray koa tambonin’io.
«Amin’ny andro voalohan’ny volana voalohany no hanangananao ny Fonenana, ny trano lay fihaonana.