Eksodosy 30:9 - Baiboly Katolika
Aza misy atolotrareo eo ambonin’io ôtely io, na ny zava-manitra tsy masina na ny sorona dorana na ny fanatitra, ary aza araraka eo ny fanatitra araraka.
Jereo ny toko
Aza manolotra ditin-kazo manitra tsy izy eo ianareo, na fanatitra dorana manontolo na fanatitra avy amin’ny zavamaniry; ary aza mandraraka fanatitra aidina eo.
Jereo ny toko
Aza manolotra vovo-javamanitra tsy sahaza eo, na sorona dorana manontolo, na fanatitra vokatry ny tany; tsy handrarahana fanatitra divay koa eo ambonin’io alitara io.
Jereo ny toko
Aza manolotra vovo-javamanitra tsy sahaza eo, na sorona dorana manontolo, na fanatitra vokatry ny tany; tsy handrarahana fanatitra divay koa eo ambonin’io alitara io.
Jereo ny toko
Aza manatitra ditin-kazo manitra tsy izy eo hianareo, na fanatitra odorana, na fanatitra hohanina; ary aza manidina fanatitra aidina eo.
Jereo ny toko
Aza manatitra ditin-kazo manitra tsy izy eo ianareo, na fanatitra dorana, na fanatitra hohanina; ary aza manidina fanatitra aidina eo.
Jereo ny toko
Aza manolotra ditin-kazo manitra tsy izy eo ianareo, na fanatitra dorana manontolo na fanatitra avy amin’ny zavamaniry; ary aza mandraraka fanatitra aidina eo.
Jereo ny toko