Eksodosy 30:8 - Baiboly Katolika
ary isaky ny àty takariva koa no handoroany azy, rehefa mametraka ny lalampy eo amin’ny fanaovan-jiro izy. Emboka manitra mandrakizay eo anatrehan’i Iaveh izany amin’ny taranakareo.
Jereo ny toko
rehefa mampirehitra ireo jiro hariva koa i Arona dia mbola handoro azy ihany; ditin-kazo mani-pofona hodorana mandrakariva eo anatrehan’NY TOMPO, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby izany.
Jereo ny toko
ary koa isan-kariva rehefa handrehitra ny jiro izy. Handoroana vovo-javamanitra tsy tapaka eo ho fanomezam-boninahitra Ahy TOMPO.
Jereo ny toko
ary koa isan-kariva rehefa handrehitra ny jiro izy. Handoroana vovo-javamanitra tsy tapaka eo ho fanomezam-boninahitra Ahy TOMPO.
Jereo ny toko
ary raha mampirehitra ny lela fanaovan-jiro Arona nony hariva no handoroany izany koa; ditin-kazo mani-pofona eo anatrehan’i Jehovah mandrakariva hatramin’ny taranakareo fara mandimby izany.
Jereo ny toko
ary raha mampirehitra ny lela fanaovan-jiro Arona nony hariva no handoroany izany koa; ditin-kazo mani-pofona eo anatrehan'i Jehovah mandrakariva hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany.