Ny atin’ny Fitoerana Masina, dia roapolo hakiho ny lavany, roapolo hakiho ny sakany, roapolo hakiho ny haavony.
Eksodosy 26:29 - Baiboly Katolika Petaho takela-bolamena ny hazo fisaka; ataovy volamena ny masom-bola hitoeran’ny barany, ary petaho takela-bolamena ny barany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny hazofisaka dia hopetahanao takelaka volamena, ary hataonao volamena koa ireo mason-drojo eo aminy, izay hitoeran’ny barany; petaho takelaka volamena koa ny barany. DIEM PROTESTANTA Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran’ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany. Malagasy Bible Ary ny zana-kazo hopetahanao takela-bolamena, ary hataonao volamena koa ny vava vola aminy, izay hitoeran'ny barany; ary petaho takela-bolamena koa ny barany. La Bible en Malgache Ny hazofisaka dia hopetahanao takelaka volamena, ary hataonao volamena koa ireo mason-drojo eo aminy, izay hitoeran’ny barany; petaho takelaka volamena koa ny barany. |
Ny atin’ny Fitoerana Masina, dia roapolo hakiho ny lavany, roapolo hakiho ny sakany, roapolo hakiho ny haavony.
Ka toy izany no nametahany volamena avokoa ny trano manontolo, dia ny trano manontolo, ary ny ôtely teo anoloan’ny Fitoerana Masina nopetahany volamena.
Hataonao eo akaikin’ny sisiny ny masom-bolamena, fa hampidirana ny bao hilanjana ny latabatra.