Nopetahany hazo fisaka sedera ny roapolo hakiho hatreo amin’ny fara rindrina hatrany amin’ny tany ka hatrany amin’ny loha rindrina, ary ny trano dia nanavahany izay ho Fitoerana Masina, Fitoerana Masina indrindra.
Eksodosy 26:23 - Baiboly Katolika hanao hazo fisaka roa ianao hatao amin’ny zoron’ny Fonenana, ao amin’ny farany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hazofisaka roa no hataonao eo amin’ny zoron’ny tabernakely amin’ny lafiny aoriana. DIEM PROTESTANTA miampy hazo fisaka roa manokana hatao erỳ amin’ny zorony roa erỳ afara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara miampy hazo fisaka roa manokana hatao erỳ amin’ny zorony roa erỳ afara. Baiboly Protestanta Malagasy Ary zana-kazo roa no hataonao ho eo amin’ny zoron’ny tabernakely amin’ny lafiny ivoho. Malagasy Bible Ary zana-kazo roa no hataonao ho eo amin'ny zoron'ny tabernakely amin'ny lafiny ivoho. La Bible en Malgache Hazofisaka roa no hataonao eo amin’ny zoron’ny tabernakely amin’ny lafiny aoriana. |
Nopetahany hazo fisaka sedera ny roapolo hakiho hatreo amin’ny fara rindrina hatrany amin’ny tany ka hatrany amin’ny loha rindrina, ary ny trano dia nanavahany izay ho Fitoerana Masina, Fitoerana Masina indrindra.
Hanao hazo fisaka enina ianao hatao amin’ny faran’ny Fonenana amin’ny lafiny andrefana,
dia hikambana tsiroaroa hatrany ambany ireo, ka hatao miray tsara hatrany ambony amin’ny masom-bola voalohany. Toy izany no hanaovana azy roa avy; hatao amin’ny zorony roa.