Eksodosy 25:3 - Baiboly Katolika Izao no fanatitra horaisinareo avy amin’izy ireo: volamena sy volafotsy ary varahina; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izao no anjara fanomezana izay horaisinareo avy aminy: Volamena, volafotsy, varahina, DIEM PROTESTANTA Ireto avy no fanatitra izay hangoninareo: volamena, volafotsy, halimo, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireto avy no fanatitra izay hangoninareo: volamena, volafotsy, halimo, Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no fanatitra izay horaisinareo aminy: volamena sy volafotsy sy varahina, Malagasy Bible Ary izao no fanatitra izay horaisinareo aminy: volamena sy volafotsy sy varahina, La Bible en Malgache Ary izao no anjara fanomezana izay horaisinareo avy aminy: Volamena, volafotsy, varahina, |
«Ilazao ny zanak’i Israely mba hanokan-javatra hafoy ho Ahy, ka horaisinareo amin’izay olona rehetra mahafoy an-tsitrapo malalaka ny zavatra omeny Ahy.
jaky volomparasy, jaky mena mangatrakatraka, lamba mena antitra, rongony madinika sy volon’osy;
Ny hanaovany azy dia volamena, jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, ary rongony madinika.»
tany be ôliva sy diloilo aman-tantely; tany hihinanana mofo amim-panaranam-po sy tsy hanananao zava-mahory; ny vato amin’izany tany izany dia vy ary ny tendrombohitra ihadiam-barahina.