Raha ny tompony anefa no manome vady azy, ka niteraka lahy amana vavy taminy izy dia an’ny tompony ravehivavy sy ny zanany, fa izy kosa dia honjihonjin’izy irery no hiala.
Eksodosy 21:5 - Baiboly Katolika Ary raha ny mpanompo kosa no manao hoe: Tsy mahafoy ny tompoko sy ny vady aman-janako aho, ka tsy te-ho afaka, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha tena milaza ilay andevo hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako ka tsy te ho afaka aho DIEM PROTESTANTA Raha tàhiny kosa ilay rangahy manizingizina fa tia ny tompony sy ny vady aman-janany izy ka tsy te handeha ho olona afaka, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha tàhiny kosa ilay rangahy manizingizina fa tia ny tompony sy ny vady aman-janany izy ka tsy te handeha ho olona afaka, Baiboly Protestanta Malagasy Fa raha milaza marimarina ilay andevo ka manao hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako, ka tsy te-ho afaka aho, Malagasy Bible Fa raha milaza marimarina ilay andevo ka manao hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako, ka tsy te-ho afaka aho, La Bible en Malgache Fa raha tena milaza ilay andevo hoe: Tsy foiko ny tompoko sy ny vadiko ary ny zanako ka tsy te ho afaka aho |
Raha ny tompony anefa no manome vady azy, ka niteraka lahy amana vavy taminy izy dia an’ny tompony ravehivavy sy ny zanany, fa izy kosa dia honjihonjin’izy irery no hiala.
dia ho entin’ny tompony eo anatrehan’Andriamanitra izy ka hasainy miolotra ny varavarana na ny tolàm-baravarana, ary hotevehiny amin’ny haolo ny sofiny, dia ho mpanompony hanompo azy mandrakizay izy.
Ry Iaveh Andriamanitray ô, nisy tompo hafa noho Ianao efa nanapaka anay koa; fa noho Ianao irery ihany no ahazoanay mankalaza ny Anaranao.