Ary roa lahy no zanaky ny ankizy vavinao, nifanditra teny an-tsaha izy roa lahy; ary satria tsy nisy nampisaraka azy dia novonoin’ny anankiray ity rahalahiny ka maty.
Eksodosy 21:18 - Baiboly Katolika «Raha misy olona mifanditra ary asian’ny iray vato na totohondry ny namany, nefa tsy nahafaty azy, fa nampihonaka am-pandriana azy izany, dia ho afaka ilay namono, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha misy olona miady ka ny iray mamely ny namany amin’ny vato na amin’ny totohondry, kanefa tsy maty ilay voa fa marary am-pandriana, DIEM PROTESTANTA «Mety misy olona mifanditra ka ny anankiray mamely ny namany amin’ny vato na amin’ny totohondry, saingy tsy maty ilay voa fa mandamaka ao am-pandriana; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Mety misy olona mifanditra ka ny anankiray mamely ny namany amin’ny vato na amin’ny totohondry, saingy tsy maty ilay voa fa mandamaka ao am-pandriana; Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha misy olona mifanditra, ka ny anankiray mamely ny namany amin’ny vato, na amin’ny totohondry, koa tsy maty izy, fa marary ambany tsihy, Malagasy Bible Ary raha misy olona mifanditra, ka ny anankiray mamely ny namany amin'ny vato, na amin'ny totohondry, koa tsy maty izy, fa marary ambany tsihy, La Bible en Malgache Raha misy olona miady ka ny iray mamely ny namany amin’ny vato na amin’ny totohondry, kanefa tsy maty ilay voa fa marary am-pandriana, |
Ary roa lahy no zanaky ny ankizy vavinao, nifanditra teny an-tsaha izy roa lahy; ary satria tsy nisy nampisaraka azy dia novonoin’ny anankiray ity rahalahiny ka maty.
Ny ampitson’izay andro izay, nivoaka izy, ka indro fa nifanditra ny Hebrio roa lahy, ary hoy izy tamin’ilay diso hoe: «Ahoana no ikapohanao ny namanao?»
raha manaritra ny anankiray ka afa-mitsangatsangana any ivelany miankina amin’ny tehina; nefa kosa tsy maintsy onerany ny andro tsy niasany ary hiantohany ny fitsaboana azy.»
«Izay mikapoka hazo ny andevolahiny na ny andevovaviny, ka mahafaty azy eo no ho eo, dia hovaliana tokoa.
«Raha misy olona miady ary mandona vehivavy bevohoka, ka teraka azon’izany ravehivavy nefa tsy maninon-tsy maninona izy, dia izay onitra ilain’ny vadiny sy didian’ny mpitsara haloa ihany no ho sazin’ilay diso.
«Raha misy olona roa lahy miady ka manatona kosa ny vadin’ny anankiray hanafaka ny lahy eo an-tanan’ilay mamely azy sy maninjitra ny tanany mandray ankasarotana an’itsy mpanompo,