Ary izao no didin’i Iaveh: Samia ianareo manangona izay sahaza hohaniny avy, eran’ny gômôra, isan’olona, araka ny isan’ny olona; samia maka ho an’izay ao an-dainy avy.»
Eksodosy 16:17 - Baiboly Katolika Dia nataon’ny zanak’i Israely izany; samy nanangona izy, ny an’ny sasany be, ny an’ny sasany kely. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka samy nanangona; ny sasany dia nanangona be, ny sasany kosa dia kely. DIEM PROTESTANTA Notanterahin’ny Israelita izany, ka nisy nanangona betsaka, ary nisy kosa nanangona kely. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Notanterahin’ny Israelita izany, ka nisy nanangona betsaka, ary nisy kosa nanangona kely. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nanao izany ny Zanak’Isiraely, ka samy nanangona: ny sasany nanangona be, ary ny sasany kosa kely. Malagasy Bible Dia nanao izany ny Zanak'Isiraely, ka samy nanangona: ny sasany nanangona be, ary ny sasany kosa kely. La Bible en Malgache Dia nanatanteraka izany ny Zanak’Israely ka samy nanangona; ny sasany dia nanangona be, ny sasany kosa dia kely. |
Ary izao no didin’i Iaveh: Samia ianareo manangona izay sahaza hohaniny avy, eran’ny gômôra, isan’olona, araka ny isan’ny olona; samia maka ho an’izay ao an-dainy avy.»
Raha efa izay dia nafatra tamin’ny gômôra, ka ny nahatonga be tsy nanana ambiny, ny nahatonga kely tsy latsa-patra, fa izay sahaza ho haniny avy ihany no voavoriny.