Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Eksodosy 16:16 - Baiboly Katolika

Ary izao no didin’i Iaveh: Samia ianareo manangona izay sahaza hohaniny avy, eran’ny gômôra, isan’olona, araka ny isan’ny olona; samia maka ho an’izay ao an-dainy avy.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary izao no teny izay nampilazain’NY TOMPO: Samia manangona amin’ireo ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ny vata omera avy isan’olona, araka ny isanareo; samia ianareo mitondra ho an’izay ao an-dainy avy.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ary izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo: «Samia manangona izay tokony ho sahaza azy avy; manangòna ankevitry ny inefatry ny zingan-drano isan’olona, araka ny isan’ny olona miara-belona ao amin’ny isan-dainy avy.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary izao no zavatra nandidian’ny TOMPO anareo: «Samia manangona izay tokony ho sahaza azy avy; manangòna ankevitry ny inefatry ny zingan-drano isan’olona, araka ny isan’ny olona miara-belona ao amin’ny isan-dainy avy.»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Izao no teny izay nandidian’i Jehovah: Samia manangona azy hianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ny vata omera avy ho amin’ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra hianareo rehetra ho an’izay ao an-dainy avy.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Izao no teny izay nandidian'i Jehovah: Samia manangona azy ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran'ny vata omera avy ho amin'ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra ianareo rehetra ho an'izay ao an-dainy avy.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary izao no teny izay nampilazain’NY TOMPO: Samia manangona amin’ireo ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ny vata omera avy isan’olona, araka ny isanareo; samia ianareo mitondra ho an’izay ao an-dainy avy.

Jereo ny toko



Eksodosy 16:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia nataon’ny zanak’i Israely izany; samy nanangona izy, ny an’ny sasany be, ny an’ny sasany kely.


Raha efa izay dia nafatra tamin’ny gômôra, ka ny nahatonga be tsy nanana ambiny, ny nahatonga kely tsy latsa-patra, fa izay sahaza ho haniny avy ihany no voavoriny.


Ny gômôra dia ampahafolon’ny efah.