Eksodosy 16:12 - Baiboly Katolika
«Reko ny fimonomononan’ny zanak’i Israely, ka lazao izy ireo hoe: Amin’ny àty takariva ianareo dia hihinan-kena; ary raha maraina koa dia hivoky mofo, ka ho fantatrareo fa Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.»
Jereo ny toko
Efa reko ny fimonomononan’ny Zanak’Israely, koa mitenena aminy hoe: Hihinan-kena ianareo anio hariva milenti-masoandro ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo, dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
Jereo ny toko
–Reko ny fimonomononan’ny Israelita. Ilazao izy ireo hoe: Anio hariva dia hihinan-kena ianareo, ary rahampitso maraina dia ho voky mofo ianareo; amin’izay dia ho fantatrareo fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.

Efa reko ny fimonomononan’ny Zanak’Isiraely, koa mitenena aminy hoe: Anio hariva dia hihinan-kena hianareo, ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo hianareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
Jereo ny toko
Efa reko ny fimonomononan'ny Zanak'Isiraely, koa mitenena aminy hoe: Anio hariva dia hihinan-kena ianareo, ary rahampitso maraina kosa dia ho voky mofo ianareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.