Ary hoy i Josefa tamin’ireo rahalahiny: «Izaho ity ho faty; nefa Andriamanitra kosa dia hamangy anareo tokoa sy hampiakatra anareo avy amin’ity tany ity ho any amin’ny tany nianianany homena an’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba.»
Eksodosy 1:6 - Baiboly Katolika Ary maty i Josefa sy ny rahalahiny rehetra mbamin’ireo taranaka rehetra ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary maty i Josefa sy ny rahalahiny rehetra mbamin’izany taranaka rehetra izany. DIEM PROTESTANTA Tatỳ aoriana dia maty i Jôsefa sy ireo rahalahiny ary ny taranaka indray nihira taminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tatỳ aoriana dia maty i Jôsefa sy ireo rahalahiny ary ny taranaka indray nihira taminy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary maty Josefa sy ny rahalahiny rehetra mbamin’izany taranaka rehetra izany. Malagasy Bible Ary maty Josefa sy ny rahalahiny rehetra mbamin'izany taranaka rehetra izany. La Bible en Malgache Ary maty i Josefa sy ny rahalahiny rehetra mbamin’izany taranaka rehetra izany. |
Ary hoy i Josefa tamin’ireo rahalahiny: «Izaho ity ho faty; nefa Andriamanitra kosa dia hamangy anareo tokoa sy hampiakatra anareo avy amin’ity tany ity ho any amin’ny tany nianianany homena an’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba.»
Dia maty i Josefa rehefa folo amby zato taona. Nohosorana zava-manitra izy, dia napetraka anaty vatam-paty tany Ejipta.
Lasa ny taranaka iray, tamy ny taranaka iray. Ary ny tany maharitra mandrakariva ihany.
Ary voaangona any amin’ny razany koa izany taranaka izany; ka taranaka hafa, tsy nahalala an’i Iaveh na ny asa nataony ho an’i Israely, no nitsangana nandimby azy.