Genesisy 50:26 - Baiboly Katolika26 Dia maty i Josefa rehefa folo amby zato taona. Nohosorana zava-manitra izy, dia napetraka anaty vatam-paty tany Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Dia maty i Josefa rehefa folo amby zato taona. Nohosorana zava-manitra izy ka napetraka tao anatin’ny vata iray tany Ejipta. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Maty i Jôsefa, rehefa feno 110 taona. Nohosorana zava-manitra ny fatiny; ary tao anaty vata vato no nametrahana azy tany Ejipta. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Maty i Jôsefa, rehefa feno 110 taona. Nohosorana zava-manitra ny fatiny; ary tao anaty vata vato no nametrahana azy tany Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Dia maty Josefa, rehefa folo amby zato taona; ary dia nohosorany zava-manitra izy ka napetrany tao anatin’ny vata tany Egypta. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Dia maty Josefa, rehefa folo amby zato taona; ary dia nohosorany zava-manitra izy ka napetrany tao anatin'ny vata tany Egypta. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Dia maty i Josefa rehefa folo amby zato taona. Nohosorana zava-manitra izy ka napetraka tao anatin’ny vata iray tany Ejipta. Jereo ny toko |