Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:9 - Baiboly Katolika

Nankahereziny izy ireo, tamin’ny teny nalainy tamin’ny lalàna sy ny mpaminany, mbamin’ny fampahatsiarovany azy ny ady efa voatohany, ka nataony feno harisihana mirehitra izy ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Teny nalaina tamin’ny Lalànan’i Mosesy sy ny bokin’ny Mpaminany no nampaherezana azy; ary nampahatsiaroviny azy koa ny ady efa voatohany, ka nataony feno herimpo ireo.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:9
0 Rohy Ifampitohizana