Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:5 - Baiboly Katolika

Fa hoy kosa izy: «Izaho koa dia tompo lehibe indrindra eto an-tany ary mandidy handray fiadiana sy hanao ny fanompoana ny manjaka.» Kanjo tsy nahazo nanatanteraka ny fikasan-dratsiny izy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fa hoy kosa i Nikanôra hoe: –Izaho koa manampahefana eto an-tany ka mandidy anareo handray fiadiana sy hanao ny fanompoam-panjakana. Kanjo tsy afaka nanatanteraka ny fikasan-dratsiny izy.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:5
0 Rohy Ifampitohizana