Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:4 - Baiboly Katolika

Ka hoy ireo namaly azy: «Tsy iza fa ny Tompo Andriamanitra velona, ilay Tompo lehibe indrindra any an-danitra, dia Izy no nandidy ny hankalazana ny andro fahafito.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ka novalian’ireo Jiosy hoe: –Eny, ilay manampahefana any an-danitra dia ilay Tompo Velona Izay nandidy ny hankalazana ny andro fahafito.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:4
0 Rohy Ifampitohizana