Fisaorana ny Tompo be voninahitra no nasandratry ny olona rehetra ho any an-danitra, nanao hoe: «Hisaorana anie Ilay niaro ny fonenany tsy voakasi-doto!»
Fankalazana ny Tompo be voninahitra no nataon’ny olona rehetra ka nasandrany ho any an-danitra sady nilazany hoe: «Hankalazaina anie Ilay niaro ny toeram-ponenany tsy ho voakasi-pentina!»