Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:33 - Baiboly Katolika

Raha efa izany, notapahiny ny lelan’i Nikanôra mpankahala ny fivavahana, nasainy nomena, voatetika, ho sakafon’ny voromanidina, ary nasainy nahantona tandrifin’ny tempoly, ny tambin’ny hadalany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy eo notapahiny ny lelan’i Nikanôra mpankahala ny fivavahana jiosy ka notetitetehiny ary nasainy nomena ho sakafon’ny voro-manidina; ny tanany izay tambin’ny hadalany kosa dia nasain’i Joda nahantona tandrifin’ny tempoly.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:33
0 Rohy Ifampitohizana