Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:32 - Baiboly Katolika

dia nasehony azy ireo ny lohan’i Nikanôra mbamin’ny tanana nahinjitr’io mpiteny ratsy an’Andriamanitra io tamim-pireharehana, amin’ny fonenana masin’ny Tsitoha.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nasehon’i Joda ny besinimaro teo ny lohan’i Nikanôra mbamin’ny tanany izay nahinjitr’io mpanevateva an’Andriamanitra io ka nireharehany hanoherana ny fonena-masin’ilay Tompon’izao rehetra izao.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:32
0 Rohy Ifampitohizana