Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:31 - Baiboly Katolika

Nankany koa ny tenany, nantsoiny ny iray firenena aminy mbamin’ny mpisorona dia nankao anoloan’ny ôtely izy; nampanalainy izay ao amin’ny trano mimanda,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nankany koa ny tenany ka niantso ny mpiray firenena aminy ho vory ao an-tempoly ary nametraka ny mpisorona teo anoloan’ny alitara; dia nampanalainy koa ny miaramila mpiambina ny tanàna mimanda.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:31
0 Rohy Ifampitohizana