Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:3 - Baiboly Katolika

Tamin’izay ity tsy misoro-doza fatin-tany nanontany raha misy Tompo any an-danitra nandidy ny hankalazana ny andro sabata.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Kanefa io jiolahy tsy misy toa azy io dia nanontany hoe: –Misy ve manampahefana any an-danitra nandidy ny hankalazana ny andro sabata?

Jereo ny toko



2Makabeo 15:3
0 Rohy Ifampitohizana