Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:28 - Baiboly Katolika

Nony vita ny ady, raha ilay niparitaka an-kafaliana iny izy ireo, dia indro hitany niampatra teo koa i Nikanôra nitafy ny akanjo fiadiany;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nony vita ny ady, raha ilay niparitaka an-kafaliana iny ny miaramila Jiosy, dia nahita an’i Nikanôra niampatra teo koa mbola nirongo ny fitaovam-piadiany rehetra.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:28
0 Rohy Ifampitohizana