Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:27 - Baiboly Katolika

Niady tamin’ny tanany izy, ary nivavaka tamin’Andriamanitra tao am-pony, ka 35.000, raha dia kely, no natsingidiny tamin’ny tany; dia faly sy ravo izy ireo tamin’ny vonjy miharihary avy amin’Andriamanitra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Sady niady tamin’ny tanany izy no nivavaka am-po tamin’Andriamanitra ka antokon-tafika 35 farafahakeliny no nataony maty niampatrampatra tamin’ny tany; ary nahafaly azy fatratra ny vonjy nahariharin’Andriamanitra.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:27
0 Rohy Ifampitohizana