koa ankehitriny, ry Tompon’ny lanitra lehibe indrindra, iraho indray ny Anjelinao soa eo anoloanay handrotsaka tahotra amam-badi-po.
koa ankehitriny, ry ilay manampahefana ao an-danitra, aniraho anjely soa indray eo anoloanay mba hamafy tahotra sy fivadiham-po.