Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:20 - Baiboly Katolika

Raha ny olona rehetra nitaintaina amin’izay hiafaran’ny ady efa antomotra, raha ny fahavalo nivory nilahatra hiady ary ny elefanta efa voalamina amin’ny toerana mety sy ny mpitaingin-tsoavaly teo amin’ny vazan-tafika,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny besinimaro no nitaintaina ny amin’izay hiafaran’ny ady efa antomotra. Nivory ny fahavalo ka nilahatra hiady; ny mpitaingin-tsoavaly nataony teo amin’ny vazan-tafika, ary ny elefanta efa voalamina amin’ny toerana sahaza.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:20
0 Rohy Ifampitohizana