Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:2 - Baiboly Katolika

Nilazan’ireo Jody noterena hanaraka azy izy, nataony hoe: «Aza mamono azy ireo, amin’ny fomba masiaka sy barbarianina toy izany, fa omeo voninahitra ny andro izay efa nohajaina sy nohamasinin’Ilay mitondra izao rehetra izao.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ireo Jiosy noteren’i Nikanôra hanaraka azy kosa dia nilaza taminy hoe: –Aza mamono azy ireo amin’ny fomba masiaka sy barbarianina toy izany, fa omeo voninahitra ny andro izay efa nahazo haja aman-kasina tamin’ilay Andriamanitra miahy an’izao tontolo izao!

Jereo ny toko



2Makabeo 15:2
0 Rohy Ifampitohizana