Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:19 - Baiboly Katolika

Tsy latsaka noho izany koa ny tebitebin’ireo vahoaka tafajanona tao an-tanàna; nanahy izay hiafaran’ny ady efa ho rafitra any ivelany izy ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tsy latsaka noho izany koa ny tebitebin’ireo vahoaka tafajanona tao Jerosalema; nampanahy azy ny ho fizotran’ny ady efa ho rafitra any an-kodahoda any.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:19
0 Rohy Ifampitohizana