I Oniasa no niteny ka nanao taminy hoe: «Ity no Jeremia, mpaminanin’Andriamanitra, sakaizan’ny rahalahiny, mazoto mivavaka ho an’ny firenena sy ny tanàna masina.»
I Ônià kosa no niteny tamin’i Joda hoe: «Ity no Jeremià, mpaminan’Andriamanitra, sakaizan’ny mpiray tanindrazana aminy, ary mazoto mivavaka ho an’ny firenentsika sy ho an’i Jerosalema tanàna masina.»