Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:13 - Baiboly Katolika

Nanaraka izany, niseho taminy torak’izany koa, izany lehilahy anankiray be fahamendrehana noho ny hamaroan’ny taonany, sy ny tarehiny mahate-hanaja; mahatalanjona ny fijery azy, ary voahodidina fiandrianana mahamena-maso indrindra izy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy eo dia niseho taminy toy izany koa ity lehilahy fotsy volo sy ravaham-pahamendrehana ary mahatalanjona satria mitaratra fahefana amam-piandrianana.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:13
0 Rohy Ifampitohizana