Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:12 - Baiboly Katolika

Izao no hitany: I Oniasa mpisorona lehibe ilay lehilahy mpanao soa mora hatonina, malemy fanahy, kanto raha handaha-teny, nikely aina hatramin’ny fahazazany amin’ny fanarahana ny hatsaram-panahy rehetra; naninji-tanana nivavaka ho an’ny firenena Jody manontolo, no nahitany azy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Izao no niseho hitan’i Joda: I Ônià, mpisorombe taloha sady lehilahy mpanao soa, mora hatonina sy malemy fanahy ary mpamoaka teny voalanjalanja; hatramin’ny fahazazany no efa nilofosany harahina avokoa ny hatsaram-panahy; io Ônià io dia nanandra-tanana nivavaka ho an’ny firenena jiosy manontolo no nahitan’i Joda azy.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:12
0 Rohy Ifampitohizana