2Makabeo 15:11 - Baiboly Katolika Rehefa voahenjany tsirairay avy izy, tsy tamin’ny toky avy amin’ny ampinga aman-defona ihany fa tamin’ny toky avy amin’ny teny soa indrindra, dia notantarainy taminy koa ity nofy mendrika hinoana sy tena fahitana masina ity, izay nahafaly azy rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izany no nampahatanjahan’i Joda ireo mpomba azy, tsy tamin’ny antoka omen’ny ampinga aman-defona fa tamin’ny hery aterak’ireo teny soa nafafiny. Dia notantarain’i Joda tamin’ireo mpomba azy koa ity nofy mendrika hinoana sady nahafaly azy rehetra ity. |