Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 15:1 - Baiboly Katolika

Ren’i Nikanôra tamin’izany fa naka toerana any akaikin’i Samaria i Jodasy sy ny namany, ary nikasa hamely azy tsy amin’ahiahy izy amin’ny andro sabata.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fantatr’i Nikanôra tamin’izay fa naka toerana teo akaikin’i Samaria i Joda Makabeo sy ny namany, ka tapa-kevitra izy ny hamely azy andro sabata amin’ny fomba azo antoka.

Jereo ny toko



2Makabeo 15:1
0 Rohy Ifampitohizana