2Makabeo 14:41 - Baiboly Katolika Efa ho azon’io antoko-miaramila io ny tilikambo, efa hidirany an-keriny ny efitra fidirana ary efa nahazo baiko handoro azy sy hanakila ny varavarana izy ireo; kanjo nony efa ndeha hisambotra an-dRazisa izy, niantoraka tamin’ny sabany izy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Efa ho azon’ireo andian-tafika ireo ny tilikambo nisy an’i Razisa, efa hidirany an-keriny ny varavarana mankany an’efitranony, ary efa voarainy ny baiko handoro sy hanakila ny varavarana; kanjo nahita ny tenany voatemitra hatraiza hatraiza i Razisa, dia niantoraka tamin’ilay sabatra nananany, |