Tian’i Nikanôra ny haneho famantaran’ny fankahalany ny Jody, ka miaramila 500 lahy mahery no nirahiny hisambotra azy;
Tian’i Nikanôra haseho miharihary ny fankahalany ny Jiosy, ka miaramila mihoatra ny andiany dimy no nirahiny hisambotra an’i Razisa;