Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:23 - Baiboly Katolika

Nitoetra andro vitsivitsy tao Jerosalema i Nikanôra, tsy nanao ny tsy marina na dia kely aza, nalefany hody avokoa ny vahoaka nivory nitsitokotoko.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nitoetra andro vitsivitsy tao Jerosalema i Nikanôra, ka tsy nanao zavatra mahasosotra na kely aza. Nalefany hody ireo vahoaka izay vory nitsitokotoko nanodidina azy.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:23
0 Rohy Ifampitohizana