Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:14 - Baiboly Katolika

Nanao andiany nivory nanaraka an’i Nikanôra avokoa ireo Jentily nandositra niala tamin’i Jodea teo anoloan’i Jodasy, matoky marina fa ny voina aman-doza manjò ny Jody, dia hody soa ho azy ireo kosa.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nanao andiany nanaraka ny tafik’i Nikanôra ireo mpanompo sampy tao Jodea, izay nandositra teo anoloan’i Joda Makabeo, ka nihevitra fa hody soa ho azy ireo koa ny voina aman-doza hihatra amin’ny Jiosy.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:14
0 Rohy Ifampitohizana