Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 14:12 - Baiboly Katolika

Nantsoin’io niaraka tamin’izay i Nikanôra, izay efa nifehy ny antokon’ny elefanta, dia nasainy nandeha;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nantsoin’io mpanjaka io teo no ho eo i Nikanôra izay mpifehy ny antokon’elefanta mpiady ka notendreny ho governoran’i Jodea ary nirahiny hankany.

Jereo ny toko



2Makabeo 14:12
0 Rohy Ifampitohizana